Tonga nanasonia ilay « Sata-pitondratenan’ny Antoko Politika sy ny mpilatsaka ho fidiana », ny Antoko Maitso

Tonga nanasonia ilay « Sata-pitondratenen’ny Antoko Politika sy ny mpilatsaka ho fidiana », ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara,

Tonga nanasonia ilay « Sata-pitondratenen’ny Antoko Politika sy ny mpilatsaka ho fidiana », ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara, izay notarihin’ny Filoha Nasionaly Atoa Alexandre GEORGET, niaraka tamin’ireo birao politika ao aminy. Teny amin’ny foibe toeran’ny Friedrich Ebert Stiftung (FES) Ambatomitsangana Ankadifotsy no nanatanterahana izany ny 16 aogositra 2023.