MANANJARY : FAMELOMAMASO NY ANTOKO MAINTSO ETO MADAGASIKARA

Tao Mananjary indray androany sabotsy no nanohizana ny fihaonan’ny Birao Nasionaly sy ireo mpikambana ao amin’ny Antoko Maitso.

Tao Mananjary indray androany sabotsy no nanohizana ny fihaonan’ny Birao Nasionaly sy ireo mpikambana ao amin’ny Antoko Maitso. Misy foana araka izay ny fiofanana omen’ny Coordonnateur national mba hanabe voa ny Antoko.

Leave a Comment