Ny fampandrosoana tsy maintsy miainga @ tontolo iainana,

Ny rano fisotro madio no tena fahasalamana,

Ny tany mamokatra  sy ny fahaizana manaja azy mampanan-karena

HASIN’I MADAGASIKARA hiasa ho an’ny firenena

HASIN’I MADAGASIKARA é, HASIN’I MADAGASIKARa,

Hitondra fijery sy fiainam-baovao

HASIN’I MADAGASIKARA é, HASIN’I MADAGASIKARa,

Ho maintso mavana ny tanindrazanao…

HASIN’I MADAGASIKARA é, HASIN’I MADAGASIKARa,

Fanantenana fisainana vaovao

HASIN’I MADAGASIKARA é, HASIN’I MADAGASIKARA a,  

Ho maintso mavana ny Tanindrazanao…