Antoko maitso Hasin’i Madagasikara- Mandritsara

Nitohy tany amin’ny Distrikan’i Mandritsara ny fitsidihana nataon’ireo delegasiona avy amin’ny Birao Nasionaly ny Antoko.Maro ireo liana tamin’ny

Nitohy tany amin’ny Distrikan’i Mandritsara ny fitsidihana nataon’ireo delegasiona avy amin’ny Birao Nasionaly ny Antoko.
Maro ireo liana tamin’ny famelabelaran-kevitra sy ny fiofanana toy ny mpianatra , ny avara-pianarana, ny ben’ny tanana ary ireo sefo fokontany.

Pin It

Leave a Comment