2 Febroary , andro maneran-tany ho an’ny Faritra Mando

  Fantaro ny atao hoe Faritra mando, Faritra Ramsar sy ireo vokatsoa maharitra sitrahantsika avy amin’izy ireny, fa

 
🌿Fantaro ny atao hoe Faritra mando, Faritra Ramsar sy ireo vokatsoa maharitra sitrahantsika avy amin’izy ireny, fa indrindra ireo tandindona loza efa mihatra amin’ ireny rohivoahary ireny.
 
🌿Indro ny lahatenin’ny Minisitra VINA Marie-Orléa, hanamarihana ity andro ity.
Ndao ary! satria: “Fanarenana ny faritra mando : fotoanany izao !!”
 

Leave a Comment