Ivon’ny fankalazana ny fetin’ny Noely sy faran’ny taona Hiavaka ny eny amin’ny zaridaina Ambohijatovo

Ravahana jiro Antananarivo rehefa vanim-potoanan´ny fety. Eny amin´ny “jardin botanique” Ambohijatovo izany no atao amin´ity taona 2024 ity

Ravahana jiro Antananarivo rehefa vanim-potoanan´ny fety. Eny amin´ny “jardin botanique” Ambohijatovo izany no atao amin´ity taona 2024 ity raha teny Ambohitsirohitra izany tamin´ny taona rehetra lasa. “Noelin’ ny fitia” no iantsoana azy.

⏰️Hisokatra ny zoma 20 desambra 2024 hatramin´ny alahady 05 janoary 2025 ny toerana. Ny vavahady dia misokatra ho an´ny rehetra manomboka amin’ny 7ora hariva hatramin’ny 10 ora alina. Hisy ny vidim-pidirana amin’ny sarany 500 ariary ary hisy sakafo amidy ihany koa eny an-toerana. 🍿🥤🥘

🤝Fiaraha-miasa miaraka amin’ny Filohan’ny Repoblika Andry Nirina Rajoelina sy Ramatoa vadiny
, sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary ireo rantsana maro no nahafahana manatanteraka izao hetsika izao.

Fisaorana feno sy fankatelemana no natolotry ny Filohan’ny delegasionina manokana an’ Antanananarivo Renivohitra Andriamatoa Alexandre Georget an’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Nirina Rajoelina sy Ramatoa vadiny, nisafidy ity toerana manantantara ity, hanaovana ny hetsika sy fety amin’ity krismasy sy taombaovao ity.
Nisaotra manokana ny Ben’ny tanàna teo aloha, Atoa Naina Andriantsitohaina, ihany koa izy ny amin’ny fanavaozana ny toerana.
________________________
🟡Le Jardin d’Ambohijatovo, lieu phare des célébrations de Noël et du Nouvel An à Antananarivo🔵

🎄Les fêtes de fin d’année s’annoncent encore éclatantes cette année, avec un décor lumineux qui enchantera la capitale. Si l’année dernière cela s’est passé à Ambohitsirohitra, cette fois au tour du jardin botanique d’Ambohijatovo d’accueillir le « Noël de l’amour » du vendredi 20 décembre 2024 au dimanche 5 janvier 2025, un rendez-vous incontournable pour les Malgaches et les visiteurs.

⏰️À partir de 19h00 jusqu’à 22h00, les portes du site seront ouvertes à tous. L’entrée sera de 500 ariary, et les visiteurs pourront également se restaurer sur place grâce à divers stands de restauration.🍿🥤🥘

🤝Cet événement est organisé grâce à la collaboration du Présidentde la République, de la Commune Urbaine d’Antananarivo et de nombreux autres partenaires.

Le PDS Alexandre Georget a exprimé sa profonde gratitude et sa reconnaissance envers le Président de la République, Andry Nirina Rajoelina, et son épouse, pour avoir choisi ce lieu emblématique afin d’y organiser les festivités de Noël et du Nouvel An. Il a également remercié l’ancien maire pour les rénovations apportées à cet endroit.

Leave a Comment