Nanatanteraka ny Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2026, ny Filoha Nasionaly Alexandre Georget sy ireo birao politika mandrafitra ny Antoko, tetsy @ foibeny Ambohitsoa.
Fotoana ihany koa nandinihina ny vinan’asa amin’ity taona vaovao ity.




