
Fiofanana nataon’ny mpikambana ao amin’ny birao politika sy ireo mpandrindra-paritra ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara
Hanamafisana hatrany ny fijoroan’ ny antoko sy ny hiatrehana ny raharaham-pirenena
« Raha mbola misy ny Maitso, tsy ho foana ny fanantenana. »

