Antoko Maitso – Fifampiharabana taom-baovao 2026

Nanatanteraka ny Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2026, ny Filoha Nasionaly Alexandre Georget sy ireo birao politika mandrafitra

Nanatanteraka ny Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2026, ny Filoha Nasionaly Alexandre Georget sy ireo birao politika mandrafitra ny Antoko, tetsy @ foibeny Ambohitsoa.
Fotoana ihany koa nandinihina ny vinan’asa amin’ity taona vaovao ity.
 
 

Leave a Comment