Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara Antsohihy

Tao Antsohihy indray no nanatanterahan’ ny delegasion’ny Antoko Maitso ny fitsidihana ireo mpikatroka eny ifotony sy ny fameloma-maso

Tao Antsohihy indray no nanatanterahan’ ny delegasion’ny Antoko Maitso ny fitsidihana ireo mpikatroka eny ifotony sy ny fameloma-maso ny Antoko.
Anisany nisongadina nandritra izany ny fifanakalozan-kevitra sy ny fiofanana ary indrindra ny fahavononana hitondra ambony ny feon’ny fanarenana ifotony, ny demokrasia sy ny fiarovana ny harena voajanahary sy ny kolotsaina sarobidy ananantsika.

 

 

Leave a Comment