Fiofanana Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara

Mitohy hatrany amin’ny ezaka fanabeazana sy ny firosoana any @ sehatry ny matihanina amin’ny fanaovana politika ho an’ireo

Mitohy hatrany amin’ny ezaka fanabeazana sy ny firosoana any @ sehatry ny matihanina amin’ny fanaovana politika ho an’ireo mpikambana ao aminy ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara ka izany indrindra no antony nitsanganan’ny Sekoly ny Antoko (Ecole de Parti) nanomboka tamin’ity taona 2026. Notanterahina nandritra ny roa andro teny amin’ny foibe toerany teny Fenomanana- Mahazoarivo ary ny andiany faharoa ho an’ny fiofanana izay niompana tamin’ireto lohahevitra ireto :
– Zoma 01 May 2026 :
« Ny Fanavaozana ny rafim-pifidianana eto Madagasikara. »
 
– Sabotsy faha 02 May 2026 :
Ny Lalàm-panorenana sy ny Fitsinjaram-pahefana eto Madagasikara. »
 
Mpikambana maro sy ireo mpandrindra isam-paritra ao anatin’ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara nisitraka izany fiofanana izany ary mbola hisy ny andiany manaraka.
Pin It

Leave a Comment