Olana ara-piarovana aty Afrika « Toe-javatra mampanahy sy mifanohitra tanteraka @soatoavin’ny Antoko Maitso.»

Nandray anjara mavitrika tamin’ny famelabelaran-kevitra an-tarobia, nokarakarain’ny Fivondronamben’ny Maitso Afrikana na FEVA, momba ny « olana ara-piarovana aty Afrika »

Nandray anjara mavitrika tamin’ny famelabelaran-kevitra an-tarobia, nokarakarain’ny Fivondronamben’ny Maitso Afrikana na FEVA, momba ny « olana ara-piarovana aty Afrika » ihany koa ny Antoko Maitso Hasin ‘i Madagasikara , ny 7 mars lasa teo.
Ho an’ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara, ny fifehezana ny fahefam-bahoaka ataon’ireo mpanan-karena sasatsasany ary ny tsy fahaiza-mitantana no fototry ny tsy fandriam-pahalemana aty Afrika.
Noho izany, ny fanatsarana ny fitantanana sy ny fanomezan-danja ny hasina maha olona ary ny fanamafisana orina ireo seha-piveloman’ireo tena marefo dia singa telo mifameno sy tsy azo sarahina izay miantoka ny fiarovana ny fandriampahalemana ary ny fitoniana maharitra aty Afrika.
————————————————————————————-
La question sécuritaire en Afrique: « une situation extrêmement inquiétante et totalement inacceptable » au regard des valeurs du Parti Vert.
Le parti vert Hasin’i Madagasikara a participé activement à la conférence sur des questions de sécurité en Afrique, organisée le 7 mars dernier, par la Fédération des Verts Africains (FEVA).
Pour le Parti Vert, la mainmise des oligarques sur le pouvoir public – ou la capture d’Etat – et le déficit en gouvernance sont à l’origine de l’instabilité en Afrique.
Ainsi l’amélioration de la gouvernance, le développement du capital humaine et le renforcement de la résilience des moyens de subsistance des plus vulnérables constituent les trois éléments complémentaires et indissociables qui garantissent la sécurité, la paix et une stabilité durable en Afrique.

Leave a Comment