Fanokafana taom-pambolen-kazo taona 2025

Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara mbola mijoro hatrany amin’ny foto-kevitra Tany-Rano-Tontolo iainana ary mitana izany. Natao androany teny Beravina

Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara mbola mijoro hatrany amin’ny foto-kevitra Tany-Rano-Tontolo iainana ary mitana izany.
Natao androany teny Beravina Atsimondrano ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo taona 2025 ho an’ny Antoko Maitso.
 
Nitarika izany ny Filoha Nasionaly Atoa Alexandre GEORGET, niaraka tamin’ireo mpikambana avy any amin’ny faritra sy teto Antananarivo.
« Raha mbola misy ny Maitso, tsy ho foana ny fanantenana« .
Mba ho fiarovana hatrany ny

Leave a Comment