Ny Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy Masy Celestin no misolo tena ny solombavambahoaka Malagasy amin’ny maha Filohan’ny Vaomieran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra azy, mandritra ny fivoriana faharoa an’ireo solombavambahoaka aty amin’ny faritra Afrique Australe, izay tanterahina atsy Windhoek, Namibia, ny 31 jolay – 02 aogositra 2024.

