Lany ho Filohan’ny Vaomieran’ny Tontolo iainana eo anivon’ny Antenimierampirenena, ny Solombavam-bahoakan’i Madagasikara Honorable MASY Celestin, voafidy tao Benenitra tamin’ny anaran’ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara.
Miarahaba sy mirary soa ho azy isika mba hahavita be amin’izany andraikitra lehibe izany.
« Raha mbola misy ny Maitso, tsy ho foana ny Fanantenana. »

