Hilatsaka ho mpikambana
Hasin'i Madagasikara

Hasin'i Madagasikara

Zon'ny MALAGASY rehetra ny ho sambatra amin'ny TANINY.

Tany

Tany

Ny Malagasy dia nomen'ny lalàna velona hanana tany maimaimpoana. (Loi N° 60-004 du 15 02 1960)

Rano

Rano

Ny rano eto Madagasikara hijanona ho an'i Madagasikara. Rano fisotro madio hoan'ny rehetra.

Tontolo iainana maitso mavana

Tontolo iainana maitso mavana

Rivotra, tany, rano sy ranomasina madio.Mahatamana sy mahasalama

Vaovao eto an-toerana

Dinika politika teny Ivato 1 jona 2011 ny fifidianana Filoham-pirenena
12/08/2010

Hatao alohan’ny fifidianana Filoham-pirenena ny an’ny depiote. Izay no anisan’ny tapaka nandritra ny andro faharoan’ny Dinika politika teny Ivato, omaly. Na nifandirana aza, 13 avrily 2011 ny fifidi [ ... ]


Vakio koa

Feon-gazety

Cnosc “Hiaraha-manomana ny dinika manaraka”
30/08/2010

Hiara-kanomana ny fihaonana manaraka ny Udr, ny Escoppol, ny hery politika hafa, ireo ankolafy telo izay tsy nametraka fepetra mialoha, ary samy nanome toky fa hanohy ny dinika hamahana ny krizy. Iz [ ... ]


Vakio koa

Vaovao eran-tany

Parlemantera eropeana « Alde » - Mamorona sy mamafy lainga
12/02/2010

Manoloana ny krizy miseho eto Madagasikara amin ’ izao fotoana izao, dia miditra an -tsehatra manao izay hampandamoaka ny Fitondrana tarihin - dRajoelina sy ny firosoana amin ’ ny fifidianana ny Vondr [ ... ]


Vakio koa

Hanome fanampiana

Manorata @ adiresy mailaka:
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
na hantsoy ny laharana :
    (261) 34 02 206 65

Hetsika

Tournoi Vert - Foot à 7 - Firaisana I
13/07/2010

Manasa antsika ekipa na club isam-pokontany eto amin’ny Firaisana I handray anjara amin’ny Tournoi de Foot à 7, karakarain’ny Maitso. Hanomboka ny 31 Jolay 2010 ho avy izao, hoan’ny « catégories » r [ ... ]


Hetsika rehetra

Horonam-peo

Hira fanevan'ny antoko Maitso Hasin'i Madagasikara.

Hymne Tonon-kira faneva.

Horonan-tsary

Source: L’Association des femmes paysannes de Corée et l’accord foncier entre Daewoo et Madagascar (Video de GRAIN)

Hitanao koa @

fandraisana
HEVITRY NY ANTOKO MAITSO HASIN’I MADAGASIKARA
08-07-2010

Bois de Rose
Tsy fanapotehana ny Tontolo iainana fotsiny fa ny Toe-karem-pirenena mihitsy no misy ankehitriny.
Tsy mazava mihitsy ary tsy hita ny finiavan’ny fitondrana handrara ny fanodinkodinana ny harem-pirenena ateraky ny bolabola.
Tsy misy fiovana hita amin’ny fitantanana sy fanaovana politika.
Vola mihoatra ny 300 tapitrisa dolara no nametrahana ny tetikasa fiarovana ny Tontolo iainana ary ezaka nandritra ny dimy ambiny folo taona no foana sy lasa fatiantoka avela ho an’ny taranaka.

Krizy politika
Krizy politika no niandohan’izao tetezamita izao. Mihitatra ihany ilay tetezana satria ilay krizy dia mampivandravandra ny aretin’ny mpitondra nifandimby teto amin’ny firenena. Hatramin’izao dia tsy voafaritra miaraka ny fototr’izany kanefa ny rehetra dia miroso amin’ny fanehoana ny vahaolana.
Koa, manentana ny mpanao politika rehetra ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara mba hamaritra miaraka sy hiara-hanaiky ny fototry ny olana politika niteraka ny zava-misy ankehitriny. Tsy maintsy voafaritra mazava ny olana fototra izay politika fa tsy sosialy akory. Raha tsy izany mety ho vahaolana tsy mandaitra indray no ho ampiarina ka tsy hahatsabo fa hampiombo ny fery anatiny.

 
Valiny 4 - 4 amin'ny 6

Ny antoko maitso eran-tany

le parti vert dans le monde Ny antoko maitso eran-tany (Lahatsoratra wikipedia)




Madagasikara

français Ny mombamomban'i Madagasikara, mponina,zava-boary,..




Hisoratra @ newletter