fandraisana arrow ny vaovao arrow 08 Martsa 2010: Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy
08 Martsa 2010: Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
22-02-2010

Ho fankalazana ny 08 Martsa 2010 - Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy - dia manasa ny mpikambana rehetra ho tonga hanatrika ny famelabelaran-kevitra momba ny fanajana ny Zon’ny Vehivavy izay hatao ao amin’ny foiben’ny antoko maitso ao Mamory Ivato ny Alatsinainy 08 Martsa manomboka amin’ny 10 ora hatramin'ny 12 ora.

Izany dia iarahan’ny Birao Nasionaly, ny “Commission Juridique Vert”, ary ny “Commission Sociale” manantontosa. journee de la femme

Dernière mise à jour : ( 02-03-2010 )
 
< Précédent   Suivant >