fandraisana
Hetsika
08 Martsa: Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy
Hetsika
08 Martsa: Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy | 08 Martsa: Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy |
|
|
|
| 19-02-2010 | |
|
Ny Filoha Nasionalin'ny antoko maitso Hasin'i Madagasikara dia manentana ny vehivavy maitso rehetra manerana ny faritra mba hanome rà eo anivon'ireo hôpitaly manana ny fotodrafitr'asa amin'izany mba hankalazàna indrindra ny "Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy" ny 08 Martsa ho avy izao. "Mitondra aina, mizara aina ary miaro ny aina" isika. |
|
| Dernière mise à jour : ( 18-03-2010 ) |
| < Précédent | Suivant > |
|---|




